Tendro miraika havia

Avy amin'i Wikipedia

Ny tendro miraika havia ‹ ◌̀ › dia mari-tsoratra ao amin'ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika tsipika kely soratana avy ambany mianambony sady misompirana miankavia ary apetraka eo ambonin'ny litera tiana hasiana azy.

Ohatra:

à, è, ì, ò, ù.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]