Smartisma

Avy amin'i Wikipedia
Ireo andriamani-dehibe dimin' ny Smarta: i Ganesha (ampovoany) miaraka amin' i Shiva (ambony ankavia), i Devi na Durga (ambony ankavanana), i Vishnu (ambany ankavia) ary i Surya (ambany ankavanana).

Ny smartisma dia firehan' ny hindoisma izay mihevitra ny andriamanitra Shiva, Vishnu, Ganesh, Surya ary Devi (ilay Andriamanibavy) ho fisehoan' i Brahman. Ny smrti (fampianarana avy amin' ny olombelona miorina amin' ny fahefan' ny Fanambaràn' ny Veda). Mampahatsiahy ny Advaita Vedanta ary ny mpampianatra lehibe ao aminy dia i Adi Shankaracharya. Iray amin' ny firehana lehibe ao amin' ny hindoisma ny smartisma, fanampin' ny visnoisma sy ny sivaisma ary ny saktisma.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]