Shiva

Avy amin'i Wikipedia

I Shiva dia andriamanitra fahatelo ao amin' ny trinite hindo (trimurti), ka ny roa hafa dia i Brahma sy i Vishnu. Atao hoe शिव / Śiva izy amin' ny teny sanskrita. Indraindray dia heverina fa i Shiva no andriamanitry ny iôga (yoga), izay manana ny fahalalana ny zava-drehetra. Ny fampianarana nolovana ao amin' ny sekoly sivaita ao amin' ny hindoisma dia mifantoka indrindra amin' i Shiva, izay heverina araka ireo anjara asany dimy lehibe: mpamorona, mpitahiry, mpanova, mpanafina ary mpanambara (amin' ny alalan' ny fitahiana).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]