Shakti

Avy amin'i Wikipedia
Sary:Tripura sundari 4.jpg

I Shakti dia andriamanibavy ao amin' ny hindoisma, vadin' i Indra, ilay andriamanitry ny paradisa-tontolo (Ioka). Matetika izy no akambana amin' i Shiva, ilay angovo lahy, fa izy kosa no angovo vavy, izay foto-javatra miasa sy miseho ivelan' ny andriamanitra lahy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]