Saikanosy Italiana

Avy amin'i Wikipedia
Sarin'ny Saikanosy Italiana nalaina tamin'ny satelita.

Ny Saikanosy Italiana na Saikanosy Italika dia saikanosy hita ao amin'ny ampahany be amin'ny tanin'i Italia (afa-tsy ny ampahany avaratra toa an'i Alpa sy ny lemak'i Pô, ary ireo nosy rehetra toa an'i Sisilia sy i Sardaina) sy ny nosy San Marino ary i Vatikàna. Iray amin'ireo saikanosy telo ao Eorôpa Atsimo izy, ka ny roa hafa dia ny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Balkanika.