Ptôlemaiôsy XIV

Avy amin'i Wikipedia

I Ptôlemaiôsy XIII na Ptôlemaiôsy XIII Filôpatôra II dia iray amin' ireo faraonan' i Egipta farany ao amin' ny fianakaviana lagida nanjaka taloha kelin' ny vanimpotoana romana. Nanjaka niaraka tamin' i Kleôpatra VII anabaviny sady vadiny izy. Zanak' i Ptôlemaiôsy XII Neosy Diônisôsy izay nodimbiasany tamin' ny taona 51 tal. J.K. izy. Niady tamin' ny anabaviny izy. Nampamono an' i Pômpeio (latina: Pompeius) izy avy eo niady tamin' i Kaisara (na Sezara) talohan' ny hahafatesany raha nandositra. Amin' ny teny grika dia atao hoe Πτολεμαῖος / Ptolemaĩos izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]