Naftaly

Avy amin'i Wikipedia

I Naftaly na Neftaly (hebreo: נַפְתָּלִי‬ / Naftali) dia lehilahy resahina ao amin' ny Bokin' ny Genesisy ao amin' ny Baiboly; zanaka fahenin' i Jakoba sady zanany faharoa tamin' i Bila mpanompovavin' i Rahely. I Rahely vadin' i Jakoba no nanome anarana an' i Naftaly.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]