Marko Antônio

Avy amin'i Wikipedia

I Marko Antônio dia jeneraly sy mpanao pôlitika rômana. Isan' ny triomvirata faharoa, nanampy an' i Lepido sy i Ôktavio (izay lasa Aogosto), namarana ny Repoblika Rômana izy. Teraka tamin' ny taona 83 tal. J.K. ary maty tamin' ny taona 30 tal. J.K. izy. Tsaroana i Marko Antônio noho ny fitiavany ilay mpanjakavavin' i Egipta tao amin' ny dinastia lagida atao hoe Kleôpatra. Atao hoe Marcus Antonius izy amin' ny teny latina.