Kaody bara

Avy amin'i Wikipedia

Kaody bara na antsoina hoe (Code-barres raha amin'ny teny frantsay), dia fitaovana entina hamaritana sy ny ahafantarana ny sary mifona kaody nomerika. Tamin'ny taona 7 oktobra 1952 no nivoahany voalohany ka ireo mpianatra Amerikanina: Norman Joseph Woodland sy Bernard Silver no nipoirany hevitra nahita io fitaovana io. Ilaina ary ampiasaina indrindra eo amin'ny sehatra ara-barotra amin'izao fotoana izao izy io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]