Helodranon' i Adena

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Helodranon'i Adena)
Ny Helodranon' i Andena

Ny Helodranon' i Adena dia fari-dranomasina eo anelanelan' ny Tandrok' i Afrika (Sômalia) sy ny Saikanosin' i Arabia (Iemena). Izy sy ny Ranomasina Mena no manasaraka an' i Afrika sy i Azia izy. Mampitohy ny Ranomasina Mena ao andrefana sy ny Ranomasin' i Arabia ao atsinanana izy amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Bab-el-Mandeb. Ny tanjona Goardafoy ao Sômalia no mametra azy ao atsinanana.