Hazandrano (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan'ny Hazandrano

Ny Hazandrano na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

Antokon-kintan'ny Hazandrano

Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka[hanova | hanova ny fango]

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Hazandrano dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Hazandrano ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: