Ganesh

Avy amin'i Wikipedia

I Ganesh, ao amin' ny hindoisma, no andriamanitra nanafoana ny sakana rehetra, andriamanitry ny fahendrena, ny faranitan-tsaina, ny fanabeazana, ary ny fahamalinana, sady mpiaro ny sekoly sy ny mpiasan' ny fahalalana. Aseho amin' ny fananany lohan' elefanta izy. Izy no andriamanitra be mpanompo indrindra ao India ary ny hasiny dia mahenika ny Zana-kôntinenta Indiana sy Azia amin' ny ankapobeny. Zanaka lahin' i Shiva sy i Pârvatî izy, vadiny i Siddhi ("fahombiazana") sy i Buddhi ("saina") ary i Riddhî ("harena").

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]