Fiteny semitika atsimo

Avy amin'i Wikipedia
Fiteny semitika

Ny fiteny semitika atsimo dia sampan' ny fiteny semitika tenenina ao amin' ny tapany atsimon' i Azia Andrefana. Ny fiteny semitika atsimo dia ahitana ny fiteny arabo, ny fitenim-paritra avy aminy ary ny fiteny maltey, ireo fiteny ao amin' ny tapany atsimon' ny saikanosy Arabika sy ireo fiteny semitika ao Etiôpia (dia ny fiteny gezy, fiteny amarika, ny fiteny tigra, ny fiteny tigrinia ary ny fiteny goraja).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]