Fiteny mazandarany

Avy amin'i Wikipedia
Vehivavy mazandarany mamboly vary

Ny fiteny mazandarany, izay atao hoe fiteny mazany na tabary na geleky, dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana avaratra-andrefana, tetenina ao Iràna ao amin' ny faritanin' i Mazanderan. Mitovitovy amin'ny fiteny gilaky ny fiteny mazandarany, indrindra raha ny voambolana no heverina. Nisy 3 000 000 eo ho eo ny mpiteny mazandarany manao azy ho fiteny nibeazana tamin' ny taona 1993.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]