Eorôpa Atsimo-Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
I Eorôpa Atsimo-Atsinanana. Mloko mangamanga ny faritra misy ireo Balkana.

I Eorôpa Atsimo-Atsinanana dia faritra ao Eorôpa izay mifanandrify amin' ny faritra roa kely (heviny mifintina) sy lehibe (heviny mivelatra). Amin' ny hevitra mivalatry ny teny hoe Eorôpa Atsimo-Atsinanana, araka ireo jeôgrafa alemàna sy aostrô-hongrà, mba hanondroana ny faritra danobiana ambany sy balkanika, izany hoe ny Balkana, i Hongria , i Romania ary i Môldavia, izay faritra mety aitatra mankany Aotrisy sy any Slôvakia. Amin' ny heviny mifintina kokoa dia anondroana ny faritra misy ny Balkana io andin-teny io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ao Eorôpa[hanova | hanova ny fango]