Edena

Avy amin'i Wikipedia
Voaroaka avy ao amin'ny Saha Edena i Adama sy Eva, nataon'i James Jacques Joseph Tissot, 1896-1902)

I Edena na ny Saha Edena dia toeram-piadanana teto ambonin' ny tany nametrahan' Andriamanitra ny olombelona voalohany (dia i Adama sy i Eva) izay voalaza ao amin' ny Baiboly. Ny Bokin' ny Genesisy (toko faha-2 sy faha-3) no ahitana io tantara io.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]