Distrikan' Antalaha

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Antalaha)
Distrikan' Antalaha

Ny Distrikan' Antalaha dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny taopany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana.

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antalaha:

  • Ambalabe
  • Ambinanifaho
  • Ambohitralanana
  • Ampahana
  • Ampohibe
  • Antalaha
  • Antananambo
  • Antombana
  • Antsahanoro
  • Antsambalahy
  • Lanjarivo
  • Marofinaritra
  • Sarahandrano
  • Vinanivao

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Sava: