Biôgrafia

Avy amin'i Wikipedia

Ny Biôgrafia (amin'ny teny frantsay : biographie na bio), raha amin'ny teny grika dia (βίος, «aina» et γραφή, «soratra»), araka izany ny biôgrafia dia filazana an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainan'ny zavatra iray, ohatra: olombelona, biby, zava-maniry,sns. Fa matetika dia ny tantaran'ny olona no tena ampiasana azy io.

Fototra sy fiovoarana[hanova | hanova ny fango]

Fomba fiteny efa nampiasain'olona nanomboka tany amin'ny Andro Taloha tany amin'ny taon-jato faha-4 tal. J. K. tao Grisia izy io. Tsy nitsahatra miovaova ny hevitr'io teny io isaky ny vanim-potoana sy ny toerana ampiasana azy.

Tahiry biôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]