Balotsy (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Balotsy ao Pakistàna

Ny Balotsy dia vahoaka iraniana monina indrindra any amin' ny faritra Balotsistàna izay faritany ao amin' ny faritra atsimo-andrefan' i Pakistàna (5 600 000 any ho any). Ahitana fianakaviambe balotsy koa ny any Afganistàna (100 000 any ho any), ny any Iràna (1 000 000 any ho any), ny any Torkmenistàna (28 000 any ho any). Ireo Balotsy ao Afganistàna dia monina ao amin' ny faritra atsimo-andrefana, izany hoe ao amin' ny faritanin' i Kandahâr sy Helmand ary Nimrôz, manakaiky ny sisin-tany pakistaney.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]