Balam-basy

Avy amin'i Wikipedia
Balam-basy

Ny balam-basy dia karazana bala (zavatra atsipin' ny fitaovam-piadiana) ampiasaina amin' ny basy izay manana sakany latsaky ny 20 mm, toy ny an' ny basy poleta, ny basy lava, sns. Ny teny hoe "bala" koa indraindray dia manondro ny vato na metaly boribory na lavalava alefa amin' ny alalan' ny antsamotady.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]