Andro Ankehitriny

Avy amin'i Wikipedia

Ny Andro Ankehitriny dia izao vanimpotoana iainantsika amin'izao fotoana izao mbola tsy mifarana izay nanomboka tamin'ny fanambaràna ny fahaleovantenan'i Etazonia tamin'ny taona 1776 na ny fotoana nanombohan'ny Revolosiona frantsay tamin'ny taona 1789. Vanimpotoana nanaraka ny Andro Vaovao izy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]