Fianakaviam-piteny tay-kaday: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Taikadai-en.svg|vignette|427x427px|Fitsinjaràn'ny fiteny ao amin'ny fianakaviana tay-kaday]]
[[Sary:Taikadai-en.svg|vignette|427x427px|Fitsinjaràn'ny fiteny ao amin'ny fianakaviana tay-kaday]]
Ny '''fiteny tay-kaday''' dia [[fianakaviam-piteny]] izay nantsoina hoe '''fiteny daîka''' tany aloha, izay ahitana [[fiteny]] miisa zato any ho any izay tenenina ao amin'ny saikanosin'i [[Indosina]] sy any amin'ny faritra atsimo ao [[Sina]] ary tetenin'ny olona miisa 100 000 000 any ho any.
Ny '''fiteny tay-kaday''' dia [[fianakaviam-piteny]] izay nantsoina hoe '''fiteny daîka''' tany aloha, izay ahitana [[fiteny]] miisa zato any ho any izay tenenina ao amin' ny saikanosin' i [[Indôsina]] sy any amin' ny faritra atsimo ao [[Sina]] ary tetenin' ny olona miisa 100 000 000 any ho any.


Taloha ireo fiteny tay-kaday dia nosokajina ho isan'ny [[fianakaviam-piteny sino-tobetàna]], nefa tsy ny voambolana fototra no nanorenana izany fanasokajiana izany fa ny fisian'ny voanteny nifampindramana. Misy koa ireo mpahay teny izay te hampifanatona ny fiteny tay-kaday amin'ny [[fiteny aostroneziana]] noho ny fahitana mpisolo, anaran'ny isa, anaran'ny fizaràn'ny vatana izay mitovy amin'ny an'ny fiten yaostroneziana, nefa voanteny nifampindramana koa izany.
Taloha, ireo fiteny tay-kaday dia nosokajina ho isan' ny [[fianakaviam-piteny sino-tobetàna]], nefa tsy ny voambolana fototra no nanorenana izany fanasokajiana izany fa ny fisian' ny voanteny nifampindramana. Misy koa ireo mpahay teny izay te hampifanatona ny fiteny tay-kaday amin' ny [[fiteny aostrôneziana]] noho ny fahitana mpisolo, anaran' ny isa, anaran' ny fizaràn' ny vatana izay mitovy amin' ny an'ny fiteny aostrôneziana, nefa voanteny nifampindramana koa izany.


== Ny sampan'ny fianakaviam-piteny tay-kaday ==
== Ny sampan' ny fianakaviam-piteny tay-kaday ==
Ny fianakaviam-piteny tay-kaday dia mizara sampam-piteny maro, dia ny sampam-piteny kam-tay, ny sampam-piteny hlay, ary ny sampam-piteny kaday.
Ny fianakaviam-piteny tay-kaday dia mizara sampam-piteny maro, dia ny sampam-piteny kam-tay, ny sampam-piteny hlay, ary ny sampam-piteny kaday.



Endrika tamin'ity 3 Janoary 2021 à 09:15 ity

Fitsinjaràn'ny fiteny ao amin'ny fianakaviana tay-kaday

Ny fiteny tay-kaday dia fianakaviam-piteny izay nantsoina hoe fiteny daîka tany aloha, izay ahitana fiteny miisa zato any ho any izay tenenina ao amin' ny saikanosin' i Indôsina sy any amin' ny faritra atsimo ao Sina ary tetenin' ny olona miisa 100 000 000 any ho any.

Taloha, ireo fiteny tay-kaday dia nosokajina ho isan' ny fianakaviam-piteny sino-tobetàna, nefa tsy ny voambolana fototra no nanorenana izany fanasokajiana izany fa ny fisian' ny voanteny nifampindramana. Misy koa ireo mpahay teny izay te hampifanatona ny fiteny tay-kaday amin' ny fiteny aostrôneziana noho ny fahitana mpisolo, anaran' ny isa, anaran' ny fizaràn' ny vatana izay mitovy amin' ny an'ny fiteny aostrôneziana, nefa voanteny nifampindramana koa izany.

Ny sampan' ny fianakaviam-piteny tay-kaday[hanova | hanova ny fango]

Ny fianakaviam-piteny tay-kaday dia mizara sampam-piteny maro, dia ny sampam-piteny kam-tay, ny sampam-piteny hlay, ary ny sampam-piteny kaday.

Ny sampam-piteny kam-tay[hanova | hanova ny fango]

Ny sampam-piteny kam-tay dia mizara ho zana-tsampam-piteny kam-soy sy zana-tsampam-piteny lakja-be ary zana-tsampam-piteny tay.

Ny sampam-piteny hlay[hanova | hanova ny fango]

Ny sampam-piteny hlay dia ahitana ny fiteny hlay sy ny fiteny kona.

Ny sampam-piteny kaday[hanova | hanova ny fango]

Ny sampam-piteny kaday dia ahitana ny fiteny latsy, ny fiteny gelao, ny fiteny boianga, ny fiteny laha, ny fiteny kabiao ary ny fiteny ena.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Fianakaviam-piteny lehibe[hanova | hanova ny fango]

Vondrom-pianakaviam-piteny[hanova | hanova ny fango]