Andry dimin'ny finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
=== Ny fiekem-pinoana na ''Shahâda''===
Ny andry voalohan’ny finoana silamo dia ny [[fiekem-pinoana]] izay atao hoe ''Shahâda'' (teny arabo: ٱلشَّهَادَة / ''aš-šahāda'').
Ny andry voalohan’ny finoana silamo dia ny fiekem-pinoana izay atao hoe ''Shahâda'': “''La ilaha illa Allah, Mohammadour rasoulou Allah” (“Tsy misy andriamanitra afa-tsy i Allah ary i Mohamady no Irany”.'' Izany fiekem-pinoana izany, izay ambara rehefa miova ho amin’ny fioana silamo ny tena na tononina farany eo am-pialana aina, dia tokony ataon’ny Miozolmàna rehetra ampahibemaso fara-fahavitsiny indray madeha ao amin’ny androm-pianany. Ny fanonona ny shahada dia tsy fanamnatàna fotsiny ny maha Miozolmàna, indrindra amin’ny fotoana iovana ho mozolmàna, fa maneho koa mpahany amin’ny fiantsoana hivavaka (''Adhân'').
 
Izao ny endriky ny Shahada ao amin'ny [[sonisma]]:
Manana fanambaràm-pinoana maro somary sarotsarotra koko, izay niseho taty aorina, ny finoana silamo,. Ankoatr’izany dia tsy misy ny fanambaràm-pinoana tokana filamara izay manam-pahefana satria tsy misy vondrona teny finoana (dôgma) tokana ayao filamatra ny ao amin’io fivavahana io. Ny [[Siisma|Siita]] amin’ny ankapobeny, ohatra, dia manampy ny fehezanteny hoe ''“wa Ali Wali Allah”'' (izay midika hoe “ary i Ali Ibn Abi Talib dia sakaizan’i Allah”).
 
أَشْهَدُ أَنْ لَا إِلَٰهَ إِلَّا ٱللَّٰهُ وَأَشْهَدُ أَنَّ مُحَمَّدًا رَسُولُ ٱللَّٰهِ
 
“''ʾašhadu ʾan lâ ʾillâha ʾillâ -llâh, wa-ʾašhadu ʾanna Muḥammadan rasûlu-llâh”''
 
("Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary mijoro vavolombelona aho fa i Mohamady no Irany".).
 
Toy izao kosa ny endriny ao amin'ny [[siisma]]:
 
أَشْهَدُ أَنْ لَا إِلَٰهَ إِلَّا ٱللَّٰهُ وَأَشْهَدُ أَنَّ مُحَمَّدًا رَسُولُ ٱللَّٰهِ وَأَشْهَدُ أَنَّ عَلِيًّا وَلِيُّ ٱللَّٰهِ
 
(''ʾašhadu ʾan lâ ʾillâha ʾillâ -llâh, wa-ʾašhadu ʾanna Muḥammadan rasûlu-llâh, wa-ʾašhadu ʾanna ʿalīyan walīyu -llāh'')
 
("Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary mijoro vavolombelona aho fa i Mohamady no Irany ary i Ali no mpisolo azy.).
 
Ny andry voalohan’ny finoana silamo dia ny fiekem-pinoana izay atao hoe ''Shahâda'': “''La ilaha illa Allah, Mohammadour rasoulou Allah” (“Tsy misy andriamanitra afa-tsy i Allah ary i Mohamady no Irany”.'' Izany fiekem-pinoana izany, izay ambara rehefa miova ho amin’ny fioana silamo ny tena na tononina farany eo am-pialana aina, dia tokony ataon’ny Miozolmàna rehetra ampahibemaso fara-fahavitsiny indray madeha ao amin’ny androm-pianany. Ny fanonona ny shahada dia tsy fanamnatàna fotsiny ny maha Miozolmàna, indrindra amin’ny fotoana iovana ho mozolmàna, fa maneho koa mpahany amin’ny fiantsoana hivavaka (''Adhân'').
 
Manana fanambaràm-pinoana maro somary sarotsarotra koko, izay niseho taty aorina, ny finoana silamo,. Ankoatr’izany dia tsy misy ny fanambaràm-pinoana tokana filamara izay manam-pahefana satria tsy misy vondrona teny finoana (dôgma) tokana ayao filamatra ny ao amin’io fivavahana io. Ny [[Siisma|Siita]] amin’ny ankapobeny, ohatra, dia manampy ny fehezanteny hoe ''“wa Ali Wali Allah”'' (izay midika hoe “ary i Ali Ibn Abi Talib diano sakaizan’i Allah”).
 
Tononina eo an-tsofin'ny zaza vao teraka koa ny Shahâda ary ny olona efa ho faty dia tokony hanonona azy alohan'ny hialany aina. Isan'ny atao hoe ''Adhân'' (arabo: أَذَان "antso") izay ataon'ny ''Mu'adhdhin'' (arabo: مؤذّن "mpiantso") izy, dia ilay fiantsoana ny mpino atao eny amin'ny ''mi'dhana'' (''"''tilikambo fiantsoana") mba ho tonga hivavaka.
 
=== Ny vavaka na ''Salat''===
Ny vavaka na ''Salat'' ([[teny arabo]]: صلاة / ''ṣalawāt'') no andry faharoa ao amin’ny finoana silamo. Atao hoe نماز / ''namaz'' ([[Fiteny persana|teny persana]]) koa izany any [[Iràna]], any [[India]] ary any [[Torkia]]. Ny vavaka no ahafahan’ny mpino silamo manambara tsy misy mpanelanelana ny fitsaohany an’ Andriamanitra. Isan’andro dia tokony manatanteraka ireo vavaka dimy tsy maintsy atao ny mpino. Tsy atao anefa izy ireo raha tsy efa vita ny fombafomba fidiovana ary misy filaharana tsy maintsy arahina amin’ny fizarazaràn’ny andro voafaritra mazava tsara:
 
* alohan’ny hiposahan’ny masoandro (صلاة الفجر / ''Alṣalāt al-fajrfaǧr'' "vavaka alina"),
* amin’ny mitataovovona''na'' (صَلَاة ٱلظُّهْر / ''Ṣalāt aẓ-Ẓuhr;'' "vavaka antoandro"),
* amin’ny mitataovovonana (''Al-dhouhr''),
* eo antenantena’ny tolakandro (صلاة العصر / ''Alṣalāt al-asrʿaṣr''), "vavaka tolakandro),
* vantany vao milentika ny masoandro (صلاة المغرب / ''Alṣalāt al-maghribmaġrib "vavaka amin'ny filentehan'ny masoandro)''
* alohan’ny misasakalina (Aصلاة العشاء / ''Alṣalāt al-ichaʿišā''ʾ"vavaka alina").
 
Ny [[Siisma|Siita]] dia mamela malalaka ny fanambarana ny vavaka tokony atao amin’ny mitataovovonana sy ny tolakandro, toraka izany koa ny vavaka alohan’ny fiposahan’ny masoandro sy ny misasakalina, ka afaka mivavaka in-telo fotsiny isan’andro izy ireo. Na aiza na aiza no anaovana ny vavaka dia tsy maintsy misy fomba fitoetra atao miaraka aminy, dia ny mitsangana mitodina mankany amin’ny Kaaba sy miondrika ary mandohalika araka ny fombafomba voafaritra mazava tsara.
 
=== Ny fiantrana ny tsy manana na ''Zakat''===
Andry fahatelo ny fiantrana ny tsy manana, izay atao hoe (arabo: زَكَاة / Z''Zakatakāt,'' (midika hoe “fanadovana”“fanadiovana”) izay ahafahana manadio ny harena azon’ny mpino sady miaro azy amin’ny fitiavam-bola tafahoatra, amin’ny fitsiriritana ary ny faniriana tafahoatra. Izany fiatrana izany dia azo alaina isan-taona amin’ny vokatry ny fambolena na ny fiompiana na ny vato saro-bidy na ny vola, dia amin’ireo izay  manana harena mihoatra ny ampy tokony hahafahany mivelona soa aman-tsara ary izay tsy manana trosa mihoatra ny eo am-pelan-tanany. Amin’ny ankamaroan’ireo firenena miozolmana dia lasa asa fiantrana an-tsitrapo ny ''zakat'' ho an’ny mahantra, sady ho an’ireo vao avy niova ho amin’ny finoana silamo sy ho an’ireo bokan-trosa sns.
 
Nanomboka tamin’ny fiafaran’ny [[Andro Antenantenany]] dia nampanangona hetra tamin’ny alakan’ireo mpahay lalanany ireo Siita natanjaka sy nanjaka, amin’ny maha solon-tenan’ny imam azy ireo.  
 
=== Ny fifadian-kanina na ''Sawm''===
Andry fahefatra ao amin’ny finoana silamo ny fifadian-kanina, izay atao amin'ny teny arabo hoe صَوم / ''Sawmṣawm.''. Voasoratra ao amin’ny [[Kor'any]] izany ao amin’ny Soràta 2.183. Mandritra ny volana [[Ramadany]] no tsy maintsy anaovana izany ka ireo Miozolmana olon-dehibe sy salama tsara no didiana hanao azy. Manombola amin’ny magiran-dratsy ka hatramin’ny filentehan’ny masoandro dia tsy azon’ny mpifady hania atao ny misotro zavapisotro sy ny mihinana sakafo ary ny manao firaisana amin'ny vady. Ny marary sy ny vehivavy mampinono dia tsy terena hifady hanina nefa asaina mifady hanina hanonitra izany amn’ny fotoana hoavy.
 
=== Ny fivahiniana masina mankany Maka na ''Hadj''===
Andry fahadimy ao amin’ny finoana silamo ny [[fivahiniana masina]], izay atao amin'ny teny arabo hoe حَجّ / ''Hadj''. Ny ''Hadj'' no manan-danja indrindra amin’ireo fivahiniana masina roa mankany [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]]. Ny lehilahy sy ny vehivavy miozolmana salama tsara rehetra dia tokony hanao fivahiniana masina indray mandeha amin’ny fotoana ahavelomany, raha tahiny ka ampy ny hoenti-manana ara-bola hiatrehana izany. Tsy mitovy amin’ny “fivahiniana masina kely” any Maka, izay atao hoe ''Umra'', ny ''Hadj'' izay azo atao amin’ny fotona sasany voafatritra mazava: amin’ny volana fahafolo no manomboka ireo lanonana isam-batanolona voalohany, izay andehanana impito manodidina ny [[Kaaba]] sy impito eo anelanelan’ny tendrombohitra Safa sy ny tendrombohitra Marwa; avy eo; eo anelanelan’ny andro faha-9 sy fgaha-12 amin’ny volana faha-12 (volana ''dhul al-Hijja''), ny lanonana iarahan’ny besinimaro izay ivorian’ny mpanao fivahinina masina rehetra, ao amin’ny lohasaha manatrika ny tendrombohitra Mina tsy lavitra an’i Maka, izay naovana [[sorona]] biby fiompy. Ireo izay manatanteraka ny ''Hadj'' dia afaka mametraka ny anaram-boninahitra hoe “''Hadj''” eo alohan’ny anarany.
 
== Loharano sy fanamarihana ==
27 953

modifications

Meny fitetezana