Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-38: Andalana faha-38:
}}
}}


Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny any Iràna), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana|Tajikistàna]], any [[Bareina]] ary any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). '''Farsi''' (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistàna (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any [[Azia Afovoany]]), na dari (any Afganistàna).
Ny '''fiteny persana''' na f'''iteny farsy''' (فارسی dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]], ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]]. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny persana any Iràna ary ny any [[Afganistana]] misy 16 tapitrisa. Misy mpiteny persana koa ny any [[Tajikistana|Tajikistàna]], ny any [[Bareina]] ary ny any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). Atao hoe فارسی / ''fārsī'' ny anaran'ny fiteny persana any Iràna sy any Afganistàna. Endrika arabon'ny teny hoe ''parsi'', ny hoe ''farsi'' satria tsy manana renifeo ''p'' ny [[abidy arabo]].


Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo: endriky ny fiteny persàna isam-paritra ny [[fiteny dary]] (fiteny ôfisialy ao Afganistàna) sy ny [[fiteny tajiky]] (fiteny ôfisialin'i Tajikistàna) izay tenenina koa ao [[Kirgizistana|Kirgizistàna]], ao [[Torkmenistàna]], ao [[Ozbekistàna]] ary koa ao [[Kazakstàna]].
Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 11:28

  
Fiteny persana
فارسی, دری
Fārsi
Fanononana [fɒːɾˈsi]
Tenenina any Irana,

Afganistana, Bahreina, Irak, Kazakstana, Tajikistana, Ozbekistana,

Region Azia Andrefana, Azia Anivo
Total speakers 80-134 tapitrisa
Ranking faha 22 (tenin-dreny)[1]
Language family
  • Indo-Iranianina
    • Iranianina
      • Iranianina andrefana
        • Iranianina Atsimo andrefana
          • Fiteny persana
Writing system fanoratana perso-Arabika, Sirilika
Official status
Official language in  Iran
Afganistana
Tajikistana
Regulated by Akademian'ny fiteny persana sy haisorana, Akademian'ny siansa any Afganistana
Language codes
ISO 639-1 fa
ISO 639-2 per (B)Endrika:Infobox Language/terminological
ISO 639-3 variously:
fas – Persian
prs – Persana atsinanana
pes – persana andrefana
tgk – Tajik
aiq – Aimaq
bhh – Bukharic
drw – Darwazi
haz – Hazaragi
jpr – Dzhidi
phv – Pahlavani

Ny fiteny persana na fiteny farsy (فارسی dia tenim-pirenenan'i Irana, ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana. Mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny persana any Iràna ary ny any Afganistana misy 16 tapitrisa. Misy mpiteny persana koa ny any Tajikistàna, ny any Bareina ary ny any Ozbekistàna (foko tajiky). Atao hoe فارسی / fārsī ny anaran'ny fiteny persana any Iràna sy any Afganistàna. Endrika arabon'ny teny hoe parsi, ny hoe farsi satria tsy manana renifeo p ny abidy arabo.

Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo firenena telo ireo: endriky ny fiteny persàna isam-paritra ny fiteny dary (fiteny ôfisialy ao Afganistàna) sy ny fiteny tajiky (fiteny ôfisialin'i Tajikistàna) izay tenenina koa ao Kirgizistàna, ao Torkmenistàna, ao Ozbekistàna ary koa ao Kazakstàna.

Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia SOV. Soratana amin'ny alalan'ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny fiteny arabo aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny abidy sirilika ny fiteny tajiky.

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.