Fiteny lôry: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''fiteny lôry''' na '''fiteny lory''' dia vondrom-piteny madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny [[vahoaka lôry]] sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny [[fiteny korda]] io fiteny io.
Ny '''fiteny lôry''' na '''fiteny lory''' dia [[fiteny]] ao amin'ny fianakaviana [[Fiteny indô-eorôpeana|indô-eorôpeana]], ao amin'ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]], ao amin'ny zana-tsampana [[Fiteny iraniana|iraniana]], vondrom-piteny iraniana madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny [[vahoaka lôry]] sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny [[fiteny korda]] io fiteny io.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 11:21

Ny fiteny lôry na fiteny lory dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana, vondrom-piteny iraniana madinika ao atsimo-andrefana izay tetenin'ny vahoaka lôry sy ny vahoaka baktiary izay monina ao amin'ny faritany iranianan'i Lorestan, Ilam, Chahar Mahaal sy Bakhtiari, Kohkiluyeh ary Buyer Ahmad, sy ao amin'ny faritra sasany ao Khuzestan. Mitovitovy amin'ny fiteny korda io fiteny io.

Jereo koa