Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
Nanitatra |
||
Andalana faha-38: | Andalana faha-38: | ||
}} |
}} |
||
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny any |
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny any Iràna), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana|Tajikistàna]], any [[Bareina]] ary any [[Ozbekistana|Ozbekistàna]] (foko tajiky). '''Farsi''' (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistàna (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any [[Azia Afovoany]]), na dari (any Afganistàna). |
||
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]]. |
|||
'''Farsi''' (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any [[Azia Afovoany]]), na dari (any Afganistana). |
|||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
||
* [[Fiteny iraniana]] sasantsasany: [[fiteny zazaky]] - [[fiteny ôsetiana]] - [[fiteny lôry]] - [[fiteny korda]] - [[fiteny farsy]] - [[fiteny dary]] - [[fiteny tajiky]] - [[fiteny pastô]] - [[fiteny balotsy]] - [[fiteny gilaky]] - [[fiteny talisy]] - [[fiteny mazandarany]]. |
|||
⚫ | |||
⚫ | |||
* [http://www.persianlanguage.ir Persian language] (Persian) |
* [http://www.persianlanguage.ir Persian language] (Persian) |
||
* [http://www.freelang.com/dictionnaire/iranien.html Raki-bolana persana-fratsay/frantsay-persana] [[Freelang]] |
* [http://www.freelang.com/dictionnaire/iranien.html Raki-bolana persana-fratsay/frantsay-persana] [[Freelang]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Septambra 2020 à 11:15
Fiteny persana | ||
---|---|---|
فارسی, دری | ||
Fārsi | ||
Fanononana | [fɒːɾˈsi] | |
Tenenina any | Irana,
Afganistana, Bahreina, Irak, Kazakstana, Tajikistana, Ozbekistana, | |
Region | Azia Andrefana, Azia Anivo | |
Total speakers | 80-134 tapitrisa | |
Ranking | faha 22 (tenin-dreny)[1] | |
Language family |
| |
Writing system | fanoratana perso-Arabika, Sirilika | |
Official status | ||
Official language in | Iran Afganistana Tajikistana | |
Regulated by | Akademian'ny fiteny persana sy haisorana, Akademian'ny siansa any Afganistana | |
Language codes | ||
ISO 639-1 | fa | |
ISO 639-2 | per (B)Endrika:Infobox Language/terminological | |
ISO 639-3 | variously: fas – Persian prs – Persana atsinanana pes – persana andrefana tgk – Tajik aiq – Aimaq bhh – Bukharic drw – Darwazi haz – Hazaragi jpr – Dzhidi phv – Pahlavani | |
Note: This page may contain IPA phonetic symbols in Unicode. |
Ny fiteny persana (فارسی / fārsī) dia tenim-pirenenan'i Irana (mahery ny 60 tapitrisa ny isan'ny mpiteny any Iràna), any Afganistana (16 tapitrisa), any Tajikistàna, any Bareina ary any Ozbekistàna (foko tajiky). Farsi (فارسی) ny anaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistàna (endrika arabo an'ny parsi, tsy manana renifeo p ny abidy arabo); parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny); tajiky (fiteny any Azia Afovoany), na dari (any Afganistàna).
Manana satam-piteny ôfisialy ny fiteny persana anatin'ireo firenena telo ireo. Ny totalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny vondrom-piteny indô-eorôpeana ao amin'ny sampana indô-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia SOV. Soratana amin'ny alalan'ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny fiteny arabo aza izy na amin'ny lafiny voambolana na amin'ny lafiny ara-drafi-peo. Any Tajikistàna (sy any Ozbekistàna miteny persana) dia soratana amin'ny abidy sirilika ny fiteny tajiky.
Jereo koa
- Fiteny iraniana sasantsasany: fiteny zazaky - fiteny ôsetiana - fiteny lôry - fiteny korda - fiteny farsy - fiteny dary - fiteny tajiky - fiteny pastô - fiteny balotsy - fiteny gilaky - fiteny talisy - fiteny mazandarany.
Rohy ivelany
- Persian language (Persian)
- Raki-bolana persana-fratsay/frantsay-persana Freelang
- ((en)) Western Farsi (Languages of the World)
- Persian verb conjugator
- Lexiques en persan