Fianakaviam-piteny sinô-tibetana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2: Andalana faha-2:
Ny '''fiteny sinô-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibetô-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.
Ny '''fiteny sinô-tibetana''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Atsinanana]] sy [[Azia Atsimo Atsinanana]] sy [[Azia Afovoany]] ary [[Azia Atsimo]]. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo [[fiteny sinoa]] izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo [[fiteny tibetô-birmana]] izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.


Ilay mpokaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampiditra ny fianakaviam-piteny sino-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostrôneziana|aostrôneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinotibetana-aostroneziana. Ireo fiteny aostrôneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] dia samy nipoitra avy any [[Taioàna]], sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo [[fiteny fôrmôzana]].
Ilay mpikaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampidirana ny fianakaviam-piteny sinô-tibetana sy ny fianakaviam-piteny [[Fiteny aostrôneziana|aostrôneziana]] ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinôtibetana-aostrôneziana. Ireo fiteny aostrôneziana izay miely hatraty [[Madagasikara]] ka hatrany amin'ireo nosin'i [[Ranomasimbe Pasifika|Pasifika]] dia samy nipoitra avy any [[Taioàna]], sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo [[fiteny fôrmôzana]].


Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lolo-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.
Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na [[Fiteny sinitika|sinitika]], ny sampam-piteny [[Fiteny tibetika|tibetika]], ny sampam-piteny lôlô-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.


== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==
== Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Septambra 2020 à 03:35

Sarintany maneho ny fitsinjaran'ireo fiteny sino-tibetàna. Mena: sampam-piteny sinoa; mavo: sampam-piteny tibetika; maitso: sampam-piteny lolo-birmàna

Ny fiteny sinô-tibetana dia fianakaviam-piteny any Azia Atsinanana sy Azia Atsimo Atsinanana sy Azia Afovoany ary Azia Atsimo. Isan'io fianakaviam-piteny io ireo fiteny sinoa izay ahitana fiteny folo tetenin'ny olona miisa 1 350 000 000 any ho any, sy ireo fiteny tibetô-birmana izay ahitana fiteny miisa 330 any ho any ary tenenin'ny olona miisa 70 000 000 any hoany.

Ilay mpikaroka atao hoe Laurent Sagart dia nanolo-kevitra ny hampidirana ny fianakaviam-piteny sinô-tibetana sy ny fianakaviam-piteny aostrôneziana ao amin'ny fianakaviambem-piteny atao hoe sinôtibetana-aostrôneziana. Ireo fiteny aostrôneziana izay miely hatraty Madagasikara ka hatrany amin'ireo nosin'i Pasifika dia samy nipoitra avy any Taioàna, sady manana voanteny mifanahaka endrika sy hevitra amin'ireo fiteny fôrmôzana.

Misy sampana efatra lehibe ny fianakaviam-piteny sinô-tibetàna, dia: ny sampam-piteny sinoa na sinitika, ny sampam-piteny tibetika, ny sampam-piteny lôlô-birmàna ary ny sampam-piteny karena. Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo.

Ireo sampam-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny sino-tibetàna

Ny sampam-piteny sinoa na sinitika

Ny sampam-piteny sinoa na sinitika dia ahitana ny fiteny mandarina, ny fiteny oio, ny fiteny kantôney, ny fiteny minio, ny fiteny siangio, ny fiteny haka, ary ny fiteny ganio. Misa any amin'ny 1 300 tapitrisa ny mpiteny sinoa.

Ny sampam-piteny tibetika

Ny sampam-piteny tibetika dia ny fiteny tibetàna afovoany, ny fiteny tibetàna amdo, ny fiteny tibetàna kama, ireo fiteny jongka-koka, ireo fiteny ladaki-balty, ireo fiteny laholi-spity, ny fiteny kirong-kagata, ny fiteny serpa-jirela, ary fiteny maro hafa koa. Miisa any amin'ny 6 tapitrisa any ny mpiteny tibetika/

Ny sampam-piteny lolo-birmàna na lolo-bormezy

ny sampam-piteny lolo-birmàna na lolo-bormezy dia ahitana ireo fiteny mondzisy, ireo fiteny bormisy, ireo fiteny loloisy ary ireo fiteny mroiky. Miisa any amin'ny 33 tapitrisa ny mpiteny bormezy.

Ny sampam-piteny karenika

Ny sampam-piteny karenika dia ahitana ny fiteny paô, ny fiteny poô, ireo fiteny sgao–bgay.

Misy koa fiteny maro hafa izay tsy isan'ireo sampam-piteny ireo fiteny bodo-garo, ireo fiteny koki-tsina, ireo fiteny meitey, ireo fiteny tamangika, ireo fiteny bay, ireo fiteny jingfô-loisy.

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny