Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-46: Andalana faha-46:
Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin'ny faritr'i Afrika Atsimo Andrefana taloha. Ny dikan'ny teny hoe ''Windhoek'' amin'ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin'ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).
Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin'ny faritr'i Afrika Atsimo Andrefana taloha. Ny dikan'ny teny hoe ''Windhoek'' amin'ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin'ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).


== Jereo koa ==

* [[Firenena ao Afrika]]
{{vangovango}}
{{vangovango}}



Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Septambra 2020 à 09:25

Republic of Namibia ((en))
{{{nom_malgache}}} ((mg))
Sain'i Namibia Mari-piandrian'i Namibia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy anglisy[1]
Renivohitra Windhoek
22°33′47″S 17°04′43″E / 22.563056°S 17.078611°E / -22.563056; 17.078611
Tanàna lehibe indrindra Windhoek
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisitra
Repoblika
Hifikepunye Pohamba
Nahas Angula
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 34
825 418 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 142
2 088 669 mpo.
2,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Namibianina, namibiana
Sandam-bola Dollar namibiana (NAD)
Faritr'ora UTC +1 (heure d'été +2)
Hiram-pirenena Namibia, Land of the Brave
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+264

I Namibia na Repoblikan'i Namibia dia firenena ao amin'ny faritra atsimon'i Afrika. Ny faritra misy an'i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana Afrika Atsimo Andrefana, zanatany alemàna, ary taty aoriana protektoratan'i Afrika Atsimo. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamaritra azy dia i Angôla any avaratra, ny Repoblikan'i Afrika Atsimo any atsimony, i Bôtsoana any atsinanay ary ny Zimbaboe ary i Zambia any avaratra andrefany.

Atao hoe Namibia na Republic of Namibia izy amin'ny fiteny anglisy, Namibia na Republik Namibia amin'ny fiteny alemàna ary Namibië na Republiek van Namibië amin'ny fiteny afrikansa.

Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin'ny faritr'i Afrika Atsimo Andrefana taloha. Ny dikan'ny teny hoe Windhoek amin'ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin'ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Andininy fahatelon'ny lalampanorenana