Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''aorian'ny''' '''fahafatesana''']] na [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''']] dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zoroastrisma]], ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.
Ny '''fiainana''' '''aorian'ny''' '''fahafatesana''' na '''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''' dia fitohizan'ny fiainan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Aogositra 2020 à 00:17

Ny fiainana aorian'ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny fivavahana kristiana, ny finoana silamo, ny jodaisma (afa-tsy ny an'ny Sadoseo), ny bodisma, ny hindoisma, ny jainisma, ny sikisma, ny zôrôastrisma, ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

Jereo koa: