Faritra Menabe: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Menabe ho Faritra Menabe i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Aogositra 2020 à 13:52

Ny misy ny faritry Menabe ao Madagasikara.

Ny faritry Menabe dia ao andrefan'i Madagasikara, tafiditra ao anatin'ny faritanin'i Toliara.

Jeografia

Tombanana ho 390 800 ny mponina ao tamin'ny 2004, ary 46 121km2 kosa ny velarantany.

Ny fitantanana

Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.


Ny lova voajanahary

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.