Eorôpa Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Eoropa Atsimo any amin'i Eorôpa Atsimo ary nanitsaka fihodinana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Aogositra 2020 à 12:15

I Eorôpa Atsimo dia faritra ara-jeôgrafia na ara-jeôpôlitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i Eorôpa. Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny saikanosy mediteraneana telo (ny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Italiana ary ny Saikanosy Balkanika). Ny famaritana an'i Eorôpa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i Eorôpa), ara-piteny (fiteny italika) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i Malta sy i Kiprôsy, ary ny ampahan'i Torkia ao Eorôpa, i Traka Atsinanana.

Ireto avy ireo firenena ao Eorôpa Atsimo ireo:

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa