Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Empira Romana ho Empira Rômana i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Jolay 2020 à 12:05

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Empira Rômana (amin'ny teny latina : Imperium romanum) dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny Andro Taloha. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 tal. J.K. hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira rômana.

Ny Empira no sokajy fahatelon'ny Rôma Taloha. Taona fahampanjaka ny voalohany, faha repoblika ny faharoa ary faha empira ny sokajy fahatelo.

Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny fiteny grika taloha ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.

Naharitra dimanjato taona ny faritra amin'ny tapany andrefan'ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an'i Grisy sy i Torkia dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian'ny fitontonganan'ny Empira rômana tandrefana dia lasa Empira Bizantina no anaran'ilay empira rômana tatsinanana, ary i Kônstantinôpla no renivohiny.

Tantara

     Repoblika Romana      Empira Romana      Empira Romana Tandrefana      Empira Romana Tatsinanana