Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:


Ny '''Fiangonana ortodoksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ortodoksa katolika''' izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ortodoksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny [[Konsily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.
Ny '''Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ôrtôdôksa katôlika''' izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ôrtôdôksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ôrtôdôksa maromaro izay samy niorina araka ny [[Kônsily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny kônsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ôrtôdôksa koa ny tapany atsinanan'i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ôrtôdôksa maneran-tany.


== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==


* Patriarkata ekiomenikan'i Konstantinopoly;
* Patriarkata ekiomenikan'i Kônstantinôpôly;
* [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]];
* [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]];
* Fiangonana ortodoksan'i Antiokia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Antiôkia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
* Fiangonana ortodoksan'i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy Jordania ary Sinay;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy Jôrdania ary Sinay;
* Fiangonana ortodoksan'i Jeorjia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Jeôrjia;
* Fiangonana ortodoksan'i Kiprosy;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Kiprosy;
* Fiangonana ortodoksan'i Serbia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Serbia;
* Fiangonana ortodoksan'i Rosia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Rosia;
* Fiangonana ortodoksan'i Grisia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Grisia;
* Fiangonana ortodoksan'i Romania;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Romania;
* Fianginana ortodoksan'i Bolgaria;
* Fianginana ôrtôdôksan'i Bolgaria;
* Fiangonana ortodoksan'i Albania;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Albania;
* Fiangonana ortodoksan'i Polonia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Pôlônia;
* Fiangonana ortodoksan'i Tsekia sy Slovakia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Tsekia sy Slôvakia;
* Fiangonana ortodoksan'i Okraina.
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Okraina.


Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==


*[[Fiangonana ortodoksa atsinanana]]
*[[Fiangonana ortodoksa atsinanana|Fiangonana ôrtôdôksa atsinanana]]
* [[Kristianisma ortodoksa]]
* [[Kristianisma ortodoksa|Kristianisma ôrtôdôksa]]
* [[Baiboly ortodoksa]]
* [[Baiboly ortodoksa|Baiboly ôrtôdôksa]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Jiona 2020 à 13:27

Ny Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana na Fiangonana ôrtôdôksa katôlika izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe Fiangonana ôrtôdôksa dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ôrtôdôksa maromaro izay samy niorina araka ny Kônsily fito nifandimby izay atao hoe "Fiangonan'ny kônsily fito" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao Eoropa Andrefana sy ao Grisia (na Gresy) ary ao Kaokazy. Ahitana mpivavaka ôrtôdôksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any Atsinanana Afovoany noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ôrtôdôksa maneran-tany.

Ireo fiangonana 14 mpiombona

  • Patriarkata ekiomenikan'i Kônstantinôpôly;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Antiôkia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy Jôrdania ary Sinay;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Jeôrjia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Kiprosy;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Serbia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Rosia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Grisia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Romania;
  • Fianginana ôrtôdôksan'i Bolgaria;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Albania;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Pôlônia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Tsekia sy Slôvakia;
  • Fiangonana ôrtôdôksan'i Okraina.

Ny Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara dia isan'ny Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo.

Jereo koa: