Fiteny wolof: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy tsipelina
Ji-Elle (dinika | fandraisan'anjara)
+vidéo Wikitongues
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Wolof Locator.png|200px|roght|Ny fiparitahan'ny mpiteny wolof (miloko maintso)|thumb]]
[[Sary:Wolof Locator.png|roght|thumb|Ny fiparitahan'ny mpiteny wolof (miloko maintso)|thumb]]
[[Sary:WIKITONGUES- Aminah Abba speaking Wolof.webm|roght|thumb|Fiteny wolof]]


Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny nizero-kongoley]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny [[faritra]] eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.
Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny nizero-kongoley]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny [[faritra]] eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Jiona 2020 à 07:29

  
thumb
Fiteny wolof

Ny fiteny wolof dia fiteny any Senegaly, any Gambia ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny fiteny nizero-kongoley izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny faritra eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.

Misy miteny io fiteny io koa any Gambia sy any Maoritania, ary manana fiseho ara-kolontsaina ho azy manokana izy. Miankina amin'ny firaisan-kinany io; mifankazo tsara ny mpitenin'ny faritra, ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny roky sy ny teny indramina amin'ny fiteny hafa, ohatra: roky lebu, roky saint-louisien, sns.

Fomba fanoratana

Nosoratana tamin'ny abidy arabo nofenoina ny fiteny wolof mandritry ny ela be. Mbola ampiasaina amin'ny soratra masina ny soratra arabo, fa mampiasa ny abidy latina ny fiteny wolof ankehitriny, fitsipika manokana hajaina mba hanoratra tsara ny fiteny wolof.

Fomba fanisana

Décimal ny sytème fiisana amin'ny fiteny wolof, fa mampiasa système quinaire auxiliaire, enina ambin'ny roapolo ohatra dia tenenina hoe « ñaar fukk ak juroom benn » amin'ny fitrny wolof (roa folo sy dimy sy raika : 2×10+5+1)

Abidy ara-peo

Renifeo

  gropy p gropy f gropy w gropy t gropy k gropy kj gropy q
manentsina p b     t d c j k g q
kentsona m     n ñ ŋ  
kentsona-mantentsina mb     nt nd nc nj nk ng nq
mipararetra       r      
manery   f   s   x  
mitsoka     w   y    
misisiny       l      

Zanapeo

  Antérieure Centrale Postérieure
mihidy i   u
mihidy an-tsasany é   ó
Moyenne   ë  
mivoa an-tsasany e   o
mivoa   a