Ranomasimbe Indiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ji-Elle (dinika | fandraisan'anjara)
+pict
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[File:Local fishing boats ashore at Kijiji beach in Kigamboni.jpg|thumb|Ranomasimbe Indiana ([[Tanzania]])]]
Ny '''Ranomasimbe Indiana''' dia nantsoina hoe '''Ranomasimbe Atsinanana''' na '''Ranomasin'i India''' taloha. Manana velarana 75.000.000 km² izy ary voafaritr'i [[India]], [[Pakistan]] sy [[Iran]] any avaratra ; [[Birmania]], Tailandia, [[Malezia]], [[Indonesia]] ary [[Aostralia]] any atsinanana ; ny [[Ranomasimbe Antartika]] any atsimo ary [[Afrika]] sy ny Saikanosy Arabo any andrefana.

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Mey 2020 à 18:34

Ranomasimbe Indiana (Tanzania)

Ny Ranomasimbe Indiana dia nantsoina hoe Ranomasimbe Atsinanana na Ranomasin'i India taloha. Manana velarana 75.000.000 km² izy ary voafaritr'i India, Pakistan sy Iran any avaratra ; Birmania, Tailandia, Malezia, Indonesia ary Aostralia any atsinanana ; ny Ranomasimbe Antartika any atsimo ary Afrika sy ny Saikanosy Arabo any andrefana.

Ireo nosy ao amin'ny Ranomasimbe Indiana

Ao koa ireo nosy izay ao anatin'ny Terres australes et antarctiques françaises :

Ny ranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika