Pôstmilenarisma: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''postmilenarisma''' dia fampianarana sy finoana ny [[Fiaviana fanindroany|fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany]] eto an-tany aorian'ny arivo taona. Iray amin'ireo endrika roan'ny [[milenarisma]] ny postmilenarisma nefa vitsy ny mpanaraka azy. Ny firehana faharoa be mpanaraka dia ny [[premilenarisma]]. Mifanohitra amin'izy ireo ny [[amilenarisma]] izay tsy mandray ara-bakiteny ny andian-teny hoe "arivo taona". Ny fivoasana ny faminaniana ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (ohatra: 9.24-27; 12.11-12) sy ny [[Bokin'ny Apokalipsy]] (ohatra: Apok. 7.1-4; 13.18) no niteraka ireo firehana ireo.
Ny '''postmilenarisma''' dia fampianarana sy finoana ny [[Fiaviana fanindroany|fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany]] eto an-tany aorian'ny arivo taona. Iray amin'ireo endrika roan'ny [[milenarisma]] kristiana ny postmilenarisma nefa vitsy ny mpanaraka azy. Ny firehana faharoa be mpanaraka dia ny [[premilenarisma]]. Mifanohitra amin'izy ireo ny [[amilenarisma]] izay tsy mandray ara-bakiteny ny andian-teny hoe "arivo taona". Ny fivoasana ny faminaniana ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (ohatra: 9.24-27; 12.11-12) sy ny [[Bokin'ny Apokalipsy]] (ohatra: Apok. 7.1-4; 13.18) no niteraka ireo firehana ireo.

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Mey 2020 à 18:23

Ny postmilenarisma dia fampianarana sy finoana ny fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany eto an-tany aorian'ny arivo taona. Iray amin'ireo endrika roan'ny milenarisma kristiana ny postmilenarisma nefa vitsy ny mpanaraka azy. Ny firehana faharoa be mpanaraka dia ny premilenarisma. Mifanohitra amin'izy ireo ny amilenarisma izay tsy mandray ara-bakiteny ny andian-teny hoe "arivo taona". Ny fivoasana ny faminaniana ao amin'ny Bokin'i Daniela (ohatra: 9.24-27; 12.11-12) sy ny Bokin'ny Apokalipsy (ohatra: Apok. 7.1-4; 13.18) no niteraka ireo firehana ireo.