Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Nazoreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i [[Jesosy]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
Ny '''Nazôreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i [[Jesosy]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].


Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta [[jodeo-kristiana]] niaina tamin'ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''Nazoreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.
Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta [[jodeo-kristiana]] niaina tamin'ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''Nazôreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Martsa 2020 à 04:07

Ny Nazôreana na Nazareana dia vondrona ara-pivavanana jiosy mesianika tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i Jesosy ho Mesia nefa manaja ny lalàm-pivavahan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe Ναζωραῖος / Nazôraios izy ireo amin'ny teny grika fa נוצרים / Notzrim amin'ny teny hebreo.

Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta jodeo-kristiana niaina tamin'ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny Lalàn'i Mosesy sy nino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ny anarana hoe Nazareana na Nazôreana. Tsy nanaiky ny Epistilin'i Paoly izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.

Jereo koa

Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaisma

Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaisma