Aleksandria: Fahasamihafan'ny versiona
k nanova ny anaran'i Alexandria ho Aleksandria i Thelezifor |
Nanitatra |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
{{coord|31.201760|29.915820}} |
{{coord|31.201760|29.915820}} |
||
[[Sary:AlexStanleyBridge.jpg|vignette|466x466px|Tetezana ao Aleksandria]] |
|||
{{infobox tanàna |
|||
I '''Aleksandria''' dia tanàna ao [[Egipta]]. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I [[Aleksandra Lehibe]] no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny [[Andro Taloha]] dia renivohi-pirenena izy, sady ivon'ny raharaham-barotra (seranan-tsambon'i Egipta) sady iray amin'ireo ivon'ny kolontsaina helenistika tao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] noho ny fisian'ny trano fitehirizam-boky nisy tao aminy sady nampalaza azy. Atao hoe Ἀλεξάνδρεια / ''Alexándreia'' izy amin'ny [[teny grika]] fa الإسكندرية / A''l-ʾIskandariyya'' kosa amin'ny [[teny arabo]]. Amin'ny teny arabo egiptiana izy dia atao hoe اسكندرية / ''Eskendereyya.'' Ankehitriny dia izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Egipta aorian'i [[Kairo]]. |
|||
Ny tanànan'i Aleksandria dia ao andrefan'ny fivarinan'i [[Nily]] any an-dranomasina, eo anelanelan'ny farihy Mareotis sy ny nosy Pharos. Ity nosy ity dia nifandray amin'ilay tanàna tamin'ny alalan'i Heptastadio (grika: Ὲπταστάδιον / ''Heptastadion''), karazana fefiloha sy fantson-drano, nahafahana nanao fanitarana ny tanàna sy ny fanorenana serana-tsambo roa.{{infobox tanàna |
|||
|anarana = Aleksandria |
|anarana = Aleksandria |
||
|velarantany = |
|velarantany = |
||
Andalana faha-9: | Andalana faha-12: | ||
|sary = |
|sary = |
||
}} |
}} |
||
'''Aleksandria''' dia tanàna ao amin'ny faritra Aleksandria ao [[Ejipta]]. |
|||
== Jeografia == |
== Jeografia == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Janoary 2020 à 08:00
31°12′06″N 29°54′57″E / 31.201760°N 29.915820°E
I Aleksandria dia tanàna ao Egipta. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I Aleksandra Lehibe no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny Andro Taloha dia renivohi-pirenena izy, sady ivon'ny raharaham-barotra (seranan-tsambon'i Egipta) sady iray amin'ireo ivon'ny kolontsaina helenistika tao amin'ny Ranomasina Mediteranea noho ny fisian'ny trano fitehirizam-boky nisy tao aminy sady nampalaza azy. Atao hoe Ἀλεξάνδρεια / Alexándreia izy amin'ny teny grika fa الإسكندرية / Al-ʾIskandariyya kosa amin'ny teny arabo. Amin'ny teny arabo egiptiana izy dia atao hoe اسكندرية / Eskendereyya. Ankehitriny dia izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Egipta aorian'i Kairo.
Ny tanànan'i Aleksandria dia ao andrefan'ny fivarinan'i Nily any an-dranomasina, eo anelanelan'ny farihy Mareotis sy ny nosy Pharos. Ity nosy ity dia nifandray amin'ilay tanàna tamin'ny alalan'i Heptastadio (grika: Ὲπταστάδιον / Heptastadion), karazana fefiloha sy fantson-drano, nahafahana nanao fanitarana ny tanàna sy ny fanorenana serana-tsambo roa.
Aleksandria | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 3 811 516 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Ejipta | |
Faritany | Aleksandria | |
Faritra | NC |
Jeografia
Ny isam-ponina dia 3811516 mponina tamin'ny taona 2017.[1]
Toe-tany
Jereo koa
- Ejipta
- Aleksandria