Afrika Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-21: Andalana faha-21:
* [[Sahely]]
* [[Sahely]]
*[[Afrika atsimon'i Sahara]]
*[[Afrika atsimon'i Sahara]]
*[[Magreba]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Janoary 2020 à 17:58

Sarintany maneho an'i Afrika Andrefana

I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i Afrika atsimon'i Sahara. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Helodranon'i Ginea hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i Sahely.

Ireto avy ireo firenena ireo:

I Benîna, i Borkina Faso, i Cabo Verde, i Côte d'Ivoire, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberia, i Maly, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leôna ary i Tôgô.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: