Faritanin' i Fianarantsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-35: Andalana faha-35:
** Distrikan'i Vohipeno
** Distrikan'i Vohipeno
|}
|}

== Jereo koa ==
[[Faritany eto Madagasikara]]:

* [[Faritanin' Antananarivo|Faritanin'Antananarivo]]
* [[Faritanin'Antsiranana]]
* [[Faritanin'i Fianarantsoa]]
* [[Faritanin'i Mahajanga]]
* [[Faritanin'i Toamasina]]
* [[Faritanin'i Toliary|Faritanin'i Toliara]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Janoary 2020 à 10:15

Sarintany maneho ny Faritanin'i Fianarantsoa

Ny Faritanin'i Fianarantsoa dia faritany iray amin'ny enina eto Madagasikara. Tamin'ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km2 sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mponina/ km2. Ny tanànan'i Fianarantsoa no renivohiny. Misy faritra dimy sy distrika miisa dimy amby roapolo ny ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa.

  • Faritra Atsimo-Atsinanana
    • Distrikan'i Befotaka
    • Distrikan'i Farafangana
    • Distrikan'i Midongy-Sud
    • Distrikan'i Vangaindrano
    • Distrikan'i Vondrozo
  • Faritra Amoron'i Mania
    • Distrikan'Ambatofinandrahana
    • Distrikan'Ambositra
    • Distrikan'i Fandriana
    • Distrikan'i Manandriana
  • Faritra Ihorombe
    • Distrikan'Iakora
    • Distrikan'Ihosy
    • Distrikan'Ivohibe
  • Faritra Haute Matsiatra
    • Distrikan'Ambalavao
    • Distrikan'Ambohimahasoa
    • Distrikan'Isandra
    • Distrikan'i Lalangina
    • Distrikan'i Vohibato
    • Distrikan'i Fianarantsoa
    • Distrikan'Ikalamavony
  • Faritra Vatovavy-Fitovinany
    • Distrikan'Ifanadiana
    • Distrikan'Ikongo
    • Distrikan'i Manakara
    • Distrikan'i Mananjary
    • Distrikan'i Nosy Varika
    • Distrikan'i Vohipeno

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara: