Faritra Atsimo ao Afrika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Afrika Atsimo (faritra) ho Faritra Atsimo ao Afrika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2: Andalana faha-2:
Ny '''Faritra Atsimo ao Afrika''' dia ny tapan'i [[Afrika]] ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] manodidina an'i [[Madagasikara]] (avy ao amin'ny [[Lakandrano Mozambika]] ka hatrany ami'ireo nosy [[Maorisy]] sy [[La Réunion]]) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinan'ny [[Ranomasimbe Atlantika]].
Ny '''Faritra Atsimo ao Afrika''' dia ny tapan'i [[Afrika]] ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] manodidina an'i [[Madagasikara]] (avy ao amin'ny [[Lakandrano Mozambika]] ka hatrany ami'ireo nosy [[Maorisy]] sy [[La Réunion]]) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinan'ny [[Ranomasimbe Atlantika]].


Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i [[Afrika Atsimo]], i [[Angôla]] (indraindray tafiditra ao [[Afrika Afovoany]]), i [[Bôtsoana]], i [[Kômôro]], i [[Esoatiny]] ([[Soazilandy]]), i [[Lezôtô]], i [[Madagasikara]], i [[Malaoy]], i [[Maorisy]] (firenena), i [[Mozambika]], i [[Namibia]], i [[Zambia]] (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i [[Zimbaboe]]
Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i [[Afrika Atsimo]], i [[Angôla]] (indraindray tafiditra ao [[Afrika Afovoany]]), i [[Bôtsoana]], i [[Kômôro]], i [[Esoatiny]] ([[Soazilandy]]), i [[Lezôtô]], i [[Madagasikara]], i [[Malaoy]], i [[Maorisy]] (firenena), i [[Mozambika]], i [[Namibia]], i [[Zambia]] (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i [[Zimbaboe]].

== Jereo koa ==
Fizaram-paritra ao Afrika:

* [[Afrika Avaratra]]
* [[Afrika Andrefana]]
* '''Faritra Atsimo ao Afrika'''
* [[Afrika Atsinanana]]
* [[Afrika Afovoany]]

Faritra hafa:

* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Janoary 2020 à 11:10

Sarintany maneho ny Faritra Atsimon'i Afrika

Ny Faritra Atsimo ao Afrika dia ny tapan'i Afrika ao atsimo izay fitambaran'ny firenana sy tany ao atsimon'ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin'io faritra io ireo nosy afrikana ao atsimo-andrefan'ny Ranomasimbe Indiana manodidina an'i Madagasikara (avy ao amin'ny Lakandrano Mozambika ka hatrany ami'ireo nosy Maorisy sy La Réunion) ary ireo nosy afrikana ao atsimo atsinan'ny Ranomasimbe Atlantika.

Ireto avy ireo firenena ao amin'ny Faritra Atsimo ao Afrika: i Afrika Atsimo, i Angôla (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany), i Bôtsoana, i Kômôro, i Esoatiny (Soazilandy), i Lezôtô, i Madagasikara, i Malaoy, i Maorisy (firenena), i Mozambika, i Namibia, i Zambia (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i Zimbaboe.

Jereo koa

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: