Afrika Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Afrika
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:LocationWesternAfrica.png|vignette|290x290px|Sarintany maneho an'i Afrika Andrefana]]
[[Sary:Africa-countries-eastern.png|vignette|345x345px|Sarintany maneho ireo firenena ao Afrika Atsinanana: ny maitso antitra dia maneho ireo firenena ao amin'io faritra iko, fa ny maitso tanora kosa maneho ireo firenena atsofoka ao indraindray.]]
I '''Afrika Andrefana''' dia faritr'i [[Afrika]] izay mahafaoka firenana afrikana maromaro ao amin'ny tapany atsinanan'i Afrika, izay matetika manondro ireo firenena ao amin'ny Lohasahan'ny Hantsana Lehibe. Ireto avy ireo firenena hita ao amin'io faritra io:
I '''Afrika Andrefana''' dia faritra ao [[Afrika]] izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i [[Afrika atsimon'i Sahara]]. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny [[Helodranon'i Ginea]] hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i [[Sahely]].


Ireto avy ireo firenena ireo:
* firenena ao amin'ny Tandrok'i Afrika:
** i Eritrea ;
** i Etiopia ;
** i Jiboty ;
** i Somalia.


I [[Benino]], i [[Borkina Faso]], i [[Cabo Verde]], i [[Côte d'Ivoire]], i [[Gambia]], i [[Ganà]], i [[Ginea]], i [[Ginea Bisao]], i [[Liberia]], i [[Malý|Maly]], i [[Maoritania]], i [[Nizera]], i [[Nizerià]], i [[Senegaly]], i [[Siera Leona]] ary i [[Tôgô]].
* i Sodàna Atsimo (i Sodàna an-tsisin-tany dia matetika tafiditra ao koa).

* firenena ao amin'ny Farihy Lehibe ao amin'ny faritry ny Hantsana Lehibe:
** i Kenia ;
** i Oganda ;
** i Tanzania ;
** i Roanda ;
** i Borondy.

* ny nosy ao amin'ny Ranomasimbe Indiana (amin'ny mpanoratra sasany):
** i Seisely ;
** i Kômôro sy i Maioty.
** ireo nosy Maskareina (i Maorisy sy La Réunion).

I Madagasikara sy i Malaoy ary i Mozambika dia indraindray tafiditra ao amin'io faritra io koa. I Roanda sy i Borondy, izay eo amin'ny sisin-tanin'ny faritra roa sady zanatany alemàna taloha ao Afrika Atsinanana Alemàna nanjary miteny frantsay, dia matetika ampidirina ao amin'ny faritra Afrika Afovoany.

Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Janoary 2020 à 09:45

Sarintany maneho an'i Afrika Andrefana

I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i Afrika atsimon'i Sahara. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Helodranon'i Ginea hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i Sahely.

Ireto avy ireo firenena ireo:

I Benino, i Borkina Faso, i Cabo Verde, i Côte d'Ivoire, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberia, i Maly, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leona ary i Tôgô.