Eorôpa Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra ao Eoropa
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Janoary 2020 à 12:00

I Eoropa Atsimo dia faritra ara-jeorafia na ara-jeopolitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i Eoropa. Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny saikanosy mediteraneana telo (ny saikanosy iberika sy ny saikanosy italiana ary ny saikanosy balkanika). Ny famaritana an'i Eoropa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i Eoropa), ara-piteny (fiteny italika) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i Malta sy i Kiprosy, ary ny ampahan'i Torkia ao Eoropa, i Traka Atsinanana.

Ireto avy ireo firenena ao Eoropa Atsimo ireo: