Sosa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:King's apartments Apadana Susa.jpg|vignette|372x372px|Nanitsy]]
[[Sary:King's apartments Apadana Susa.jpg|vignette|372x372px|Sisam-paharavan'ny lampa-mpanjaka [[akemenida]] tao Sosa.]]
I '''Sosa''' na '''Sosàna''' na '''Soza''' dia tanàna fahiny tao amin'ny [[Elamita]] sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao amin'ny [[Empira persiana]] voalohany, ny [[Seleokida]], ny Partiana, ary ny [[Empira sasanida]] tao Iràna, sady iray amin'ireo tanàna nanana ny maha izy azy tao amin'ny faritra [[Atsinanana Afovoany]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Ao amin'ireo tendrombohitra ivan'i Zargos any amin'ny 250 km atsinanan'ny Renirano [[Tigrisy]], eo anelanelan'ny Karkheh sy ny reniranon'i Dez no nisy azy. Ny toerana niorenany amin'izao dia ahitana havoana granita telo izay mivelatra eo amin'ny faritra mirefy 1 km<sup>2</sup>, fantatra amin'ny hoe havoana Apadana sy havoana Acropolis ary havoana Ville Royale. Ny tanàna iraniana vaovao atao hoe Shush dia hita eo amin'ny toerana niorenan'i Sosa. I Shush dia ampitovina amin'i Sosàna (''Shushan''), izay lazaina ao amin'ny [[Bokin'i Estera]] sy ny boky hafa ao amin'ny [[Baiboly]] koa.

Endrika tamin'ity 1 Janoary 2020 à 09:21 ity

Sisam-paharavan'ny lampa-mpanjaka akemenida tao Sosa.

I Sosa na Sosàna na Soza dia tanàna fahiny tao amin'ny Elamita sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao amin'ny Empira persiana voalohany, ny Seleokida, ny Partiana, ary ny Empira sasanida tao Iràna, sady iray amin'ireo tanàna nanana ny maha izy azy tao amin'ny faritra Atsinanana Afovoany tamin'ny Andro Taloha. Ao amin'ireo tendrombohitra ivan'i Zargos any amin'ny 250 km atsinanan'ny Renirano Tigrisy, eo anelanelan'ny Karkheh sy ny reniranon'i Dez no nisy azy. Ny toerana niorenany amin'izao dia ahitana havoana granita telo izay mivelatra eo amin'ny faritra mirefy 1 km2, fantatra amin'ny hoe havoana Apadana sy havoana Acropolis ary havoana Ville Royale. Ny tanàna iraniana vaovao atao hoe Shush dia hita eo amin'ny toerana niorenan'i Sosa. I Shush dia ampitovina amin'i Sosàna (Shushan), izay lazaina ao amin'ny Bokin'i Estera sy ny boky hafa ao amin'ny Baiboly koa.

Amin'ny teny persiana dia atao hoe Shush, fa amin'ny teny hebreo dia atao hoe שׁוּשָׁן / Shushān ary amin'ny teny siriaka kosa dia atao hoe ܫܘܫ‎ / Shush. Amin'ny teny persiana afovoany dia atao hoe Sūsh na Shūs. Amin'ny teny persiana taloha dia Tsūshā.