Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
Tsipelina
k (Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
}}
 
Ny '''fiteny persana''' (فارسی / ''fārsī'') dia [[tenim-pirenena]]n'i [[Iràna|Irana]] (mahery ny 60 tapitrisa ny isam-pitenyisan'ny mpiteny any Irana), any [[Afganistana]] (16 tapitrisa), any [[Tajikistana]], any Bahrein[[Bahreina]] ary any [[Ozbekistana]] (foko tajik). Manana satana tenysatam-mpiteny ofisialy ny fiteny persana anatin'ireo [[firenena]] telo ireo. Ny isa tontalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny gropin'ny fitenyvondrom-piteny indo-eoropeana ao amin'ny ratsanasampana indo-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia [[SOV]]. Soratana amin'ny alalan'ny [[abidy arabo]] ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny [[fiteny arabo]] aza izy na amin'ny lafin'ny volanavoambolana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistana (sy any Ozbekistana, miteny persana), dia soratana amin'ny [[abidy sirilika]] ny [[fiteny tajiky]].
 
'''Farsi''' (فارسی) ny anaranyanaran'ny fiteny persana any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny ''parsi'', tsy manana renifeo ''p'' ny abidy arabo) ; parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny) ; tajiky (fiteny any [[Azia Afovoany]]), na dari (any Afganistana).
 
== Jereo koa ==
2 689

modifications

Meny fitetezana