Fiteny japôney: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6: Andalana faha-6:
}}
}}


Ny '''fiteny japoney''' dia fiteny any [[Japana]], tenenin'ny vahoaka japoney. Na dia izany aza dia tsy lisy lalàna manome sata ofisialy io fiteny io, na dia izy aza no anoratana ny tahirinkevitra aofisialy sy any am-pianarana. Miteny japoney koa ny [[Japoney]] am-pielezana (indrindra ny any [[Brezila]] sy any [[Però]], izay ahitana vahoaka japoney miorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny [[fiteny ofisialy]] izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.
Ny '''fiteny japoney''' dia fiteny any [[Japana]], tenenin'ny vahoaka japoney. Na dia izany aza dia tsy misy lalàna manome sata ofisialy io fiteny io, na dia izy aza no anoratana ny tahirinkevitra aofisialy sy any am-pianarana. Miteny japoney koa ny [[Japoney]] am-pielezana (indrindra ny any [[Brezila]] sy any [[Però]], izay ahitana vahoaka japoney miorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny [[fiteny ofisialy]] izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.


Amin'ny teny japoney dia atao hoe 日本語 / ''nihongo'' ny hoe "fiteny japoney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / ''kokugo'' ("fitenim-pirenena").
Amin'ny teny japoney dia atao hoe 日本語 / ''nihongo'' ny hoe "fiteny japoney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / ''kokugo'' ("fitenim-pirenena").

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2019 à 13:41

japoney
日本語 (Nihongo)

Isan'ny mpiteny 125 tapitrisa (2010)[1]
Faritany Japana
Sata


Ny fiteny japoney dia fiteny any Japana, tenenin'ny vahoaka japoney. Na dia izany aza dia tsy misy lalàna manome sata ofisialy io fiteny io, na dia izy aza no anoratana ny tahirinkevitra aofisialy sy any am-pianarana. Miteny japoney koa ny Japoney am-pielezana (indrindra ny any Brezila sy any Però, izay ahitana vahoaka japoney miorim-ponenana miteny io fiteny io, toa ny ao Lima sy ny ao Sao Paulo), ary manana ny satan'ny fiteny ofisialy izy ao amin'ny nosin'i Angaur ao amin'ireo nosy Palaos na dia tsy tenenina ao intsony aza.

Amin'ny teny japoney dia atao hoe 日本語 / nihongo ny hoe "fiteny japoney" (日本 : "Japana"; 語: "fiteny") na 国語 / kokugo ("fitenim-pirenena").

Ny fiteny japoney dia ao amin'ny fianakaviam-piteny japonika. Nandritra ny tantara dia mihabetsaka ny voambolana ampiasaina ao amin'io fiteny io noho ny findramana teny samihafa: avy amin'ny fiteny sinoa, avy amin'ny fiteny eoropeana, indrindra ny fiteny anglisy.

Tsiahy

  1. Nationalencyklopedin "Världens 100 största språk 2010" The World's 100 Largest Languages in 2010