Fahotana tamin' ny fototra: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fampianarana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:

Tsy hita ao amin'ny [[Baiboly]] ny teny hoe "fahotana tamin'ny fototra" nefa ny fampianarana momba izany dia ankinina amin'izay voasoratra ao amin'ny Baiboly, toy ny hita ao amin'ny Bokin'ny Jenezy (Jen. 2.16-17), ny [[Bokin'ny Salamo|''Bokin'ny Salamo'']] (Sal. 51), ny [[Epistilin'i Paoly]] ([[Epistily ho an'ny Romana|Romana]] 5.12-21; [[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana|1Korintiana]] 15.22), ny [[Epistilin'i Joany]] ([[Epistily voalohany nosoratan'i Joany|1Joany]] 5.9) ary ny [[Evanjelin'i Lioka|''Evanjelin'i Lioka'']] (Lio 11.13). Ao ambadik'io fampianaran'ny Testamenta Vaovao io dia misy ny fomba fijerin'ny [[Literatiora apokaliptika|soratra apokaliptika jiosy]].

== Jereo koa ==

* [[Fahotana]]
* [[Famonjena]]
* [[Fanavotana]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Desambra 2019 à 16:02

I Adama sy i Eva, sary nataon'i Jacques Joseph Tissot, 1896-1902.

Ny fahotana tamin'ny fototra, araka ny teolojia kristiana, dia ny fahadisoana voalohany nataon'ny olombelona ka niteraka ny fahalavoany, dia ny fahotan'i Adama sy Eva niseho tao amin'ny saha Edena, izay nanimba ny toetran'ny taranak'olombelona rehetra ka mitarika azy amin'ny ratsy mandrakariva. Atao hoe "fahotana voalohany " na "fahotan'i Adama" koa izany. Manondro ny fandikana ny didin'Andriamanitra nataon'i Adama sy Eva, araka ny fitantarana ao amin'ny Bokin'ny Jenezy (Jen. 2-3), tamin'ny nihinanan'izy ireo ny voan'ilay "hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy".

Tsy hita ao amin'ny Baiboly ny teny hoe "fahotana tamin'ny fototra" nefa ny fampianarana momba izany dia ankinina amin'izay voasoratra ao amin'ny Baiboly, toy ny hita ao amin'ny Bokin'ny Jenezy (Jen. 2.16-17), ny Bokin'ny Salamo (Sal. 51), ny Epistilin'i Paoly (Romana 5.12-21; 1Korintiana 15.22), ny Epistilin'i Joany (1Joany 5.9) ary ny Evanjelin'i Lioka (Lio 11.13). Ao ambadik'io fampianaran'ny Testamenta Vaovao io dia misy ny fomba fijerin'ny soratra apokaliptika jiosy.

Jereo koa