Asabotsy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Daty litorjika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Asabotsy Masina''' ao amin'ny fivavahana kristiana dia andro Asabotsy ao amin'ny Herinandro Masina, izany hoe ny andro iray alohan'ny Alahadin'ny Paska (na Paka). Tafiditra ao amin'ny Telo andron'ny Paska izy. Amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Sabbatum Sanctum'' ny Asabotsy Masina. Any Andrefana dia matetika no antsoina hoe Asabotsin'ny Paska (na Asabotsin'ny Paka) ny Asabotsy Masina. Amin'ny Kristiana tatsinanana kosa ny Asabotsin'ny Paska, izay atao hoe Asabotsin'ny herinandron-kafaliana, dia ny Asabotsy manaraka ny Alahadin'ny Paska.

== Jereo koa ==

* [[Paska]] na [[Paka (fety)|Paka]]

Endrika tamin'ity 1 Desambra 2019 à 14:53 ity

Ny Asabotsy Masina ao amin'ny fivavahana kristiana dia andro Asabotsy ao amin'ny Herinandro Masina, izany hoe ny andro iray alohan'ny Alahadin'ny Paska (na Paka). Tafiditra ao amin'ny Telo andron'ny Paska izy. Amin'ny teny latina dia atao hoe Sabbatum Sanctum ny Asabotsy Masina. Any Andrefana dia matetika no antsoina hoe Asabotsin'ny Paska (na Asabotsin'ny Paka) ny Asabotsy Masina. Amin'ny Kristiana tatsinanana kosa ny Asabotsin'ny Paska, izay atao hoe Asabotsin'ny herinandron-kafaliana, dia ny Asabotsy manaraka ny Alahadin'ny Paska.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]