Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana]] dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]] ity evanjely ity.
Ny '''Evanjely armenianan'ny Fahazazana''' dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan' ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan' i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin' ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]] ity evanjely ity.


Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo [[mpanjaka magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
Naka ny andalan-tsoratra tao amin' ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin' ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian' ireo [[mpanjaka magy]] izay voatantara amin' ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran' ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiôra) mpanjakan' ny Persiana, sy i Gasparda (na Gaspara) mpanjakan'ny Hindoa, ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Novambra 2019 à 14:11

Ny Evanjely armenianan'ny Fahazazana dia evanjely apokrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan' ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan' i Jesoa. Ahitana lovantsofina itambarany amin' ny Protevanjelin'i Jakoba sy ny Evanjelin'i Pseodo-Matio ary ny Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy ity evanjely ity.

Naka ny andalan-tsoratra tao amin' ny Testamentan'i Adama io boky io ka mamelatra ao amin' ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian' ireo mpanjaka magy izay voatantara amin' ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran' ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiôra) mpanjakan' ny Persiana, sy i Gasparda (na Gaspara) mpanjakan'ny Hindoa, ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.

Jereo koa:

Ireto ny evanjelin'ny fahazazana: