Pôlikarpôsy avy any Smirna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kristiana tany aloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Polycarp.jpg|vignette|293x293px|I Polikarposy avy any Smirna]]
[[Sary:Polycarp.jpg|vignette|293x293px|I Polikarposy avy any Smirna]]
I '''Polikarposy avy any Smirna''' na '''Polikarpa''' dia Kristiana, ray apostolika sady evekan'i Smirna (Izmir ao [[Torkia]] ankehitriny) nandritra ny antsasany voalohany amin'ny taonjato faha-2. Novangian'i [[Ignatio avy any Antiokia]] izy taloha kelin'ny hamonoana azy (taona 116). Tamin'ny faramparan'ny andro niainany dia nisolo tena ireo fiangonana any [[Azia Minora]] izy nandritra ny fivoriana tany Roma niaraka amin'ny papa Aniketo (155-166), ka isan'ny lohahevitra hiandian-kevitra tamin'izany ny daty hankalazana ny [[Paska]]. Novonoina tao Smirna i Polikarposy tamin'ny faha-86 taonany. Araka an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]], izay mpianany, dia niresaka tamin'i [[Joany (evanjelista)|Joany Evanjelista]] , izay mety mpampianatra azy, i Polikarposy, ka izany sy ny fahaizany mitory teny ary ny fanoloran-tenany no nananany fahefana lehibe tao amin'ireo fiangonana tany Atsinanana.
I '''Polikarposy avy any Smirna''' na '''Polikarpa''' dia Kristiana, ray apostolika sady evekan'i Smirna (Izmir ao [[Torkia]] ankehitriny) nandritra ny antsasany voalohany amin'ny taonjato faha-2. Novangian'i [[Ignatio avy any Antiokia]] izy taloha kelin'ny hamonoana azy (taona 116). Tamin'ny faramparan'ny andro niainany dia nisolo tena ireo fiangonana any [[Azia Minora]] izy nandritra ny fivoriana tany Roma niaraka amin'ny papa Aniketo (155-166), ka isan'ny lohahevitra hiandian-kevitra tamin'izany ny daty hankalazana ny [[Paska]]. Novonoina tao [[Smirna]] i Polikarposy tamin'ny faha-86 taonany. Araka an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]], izay mpianany, dia niresaka tamin'i [[Joany (evanjelista)|Joany Evanjelista]] , izay mety mpampianatra azy, i Polikarposy, ka izany sy ny fahaizany mitory teny ary ny fanoloran-tenany no nananany fahefana lehibe tao amin'ireo fiangonana tany Atsinanana.

== Jereo koa ==

* [[Rain'ny Fiangonana]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Novambra 2019 à 09:56

I Polikarposy avy any Smirna

I Polikarposy avy any Smirna na Polikarpa dia Kristiana, ray apostolika sady evekan'i Smirna (Izmir ao Torkia ankehitriny) nandritra ny antsasany voalohany amin'ny taonjato faha-2. Novangian'i Ignatio avy any Antiokia izy taloha kelin'ny hamonoana azy (taona 116). Tamin'ny faramparan'ny andro niainany dia nisolo tena ireo fiangonana any Azia Minora izy nandritra ny fivoriana tany Roma niaraka amin'ny papa Aniketo (155-166), ka isan'ny lohahevitra hiandian-kevitra tamin'izany ny daty hankalazana ny Paska. Novonoina tao Smirna i Polikarposy tamin'ny faha-86 taonany. Araka an'i Ireneo, izay mpianany, dia niresaka tamin'i Joany Evanjelista , izay mety mpampianatra azy, i Polikarposy, ka izany sy ny fahaizany mitory teny ary ny fanoloran-tenany no nananany fahefana lehibe tao amin'ireo fiangonana tany Atsinanana.

Jereo koa